Projet de jardin botanique du Parc d’Ambohijatovo - Antananarivo CUA • EMBELLISSEMENT Antananarivo CUA Le Maire Naina Andriantsitohaina continue la réhabilitation de la VILLE DES MILLES en transformant le Parc d’Ambohijatovo du centre ville en: #JARDIN_BOTANIQUE Toutes les formalités PPM ont déjà déposées en septembre 2020. La réponse du 07 janvier dernier est un feu vert pour redonner à la Capitale de Madagascar sa renommée d’antan. A l’image des jardins d’acclimatation des grandes villes du monde, nous osons espérer que ce lieu sera une vitrine des plantes endémiques de la Grande Île. Fort de ce projet, toutes les manifestations et évènementiels prévus en ces lieux ont été annulés pour cause de travaux déjà débutés depuis 15 jours. Quid de la place de la Démocratie située dans cet enclos ? Jaridaina Ambohijatovo : Amboarina ny Jaridainan'Ambohijatovo ho Parc botanique, mba ho fanatsarana ny Tanànantsika sy ho famerenana ny hasin'Antananarivo hoy ny ben’ny tanàna. Efa tontosa tamin'ny septambra 2020 ireo dingana rehetra ara-taratasy sy ara-panjakana (PPM). Tamin'ny desambra no nivaly izany Ary tamin'ny 7 janoary teo no nahafantatra ireo orinasa hanao ny asa. Fantatra ankehitriny fa efa 15 andro izay no nanomboka ny asa. Noho izany, efa nolazaina ary mbola hamafisina hatrany, fa tao aorian'ny fandraisana ireo mpiantsehatra amin'ny kilalaon'ny ankizy nandritry ny faran'ny taona, dia tsy afaka handray hetsika hafa intsony ny zaridainan'Ambohijatovo.